Vaovao tapatapany
mardi 22 janvier 2008
| 635 visites
Fifidianana : Nahazo hery ny mpanohitra
Hiatrika fifidianana indray ny firenena Malagasy ny volana marsa izao izay hanomboka amin’ny fifidianana izay ho mpanolon-tsaina ny faritra. Efa voafaritra tao anatin’ny filan-kevitry ny Governemanta ny zoma lasa teo ny isan’ny olona ho fidiana isaky ny faritra ary toy izany koa ny daty hanatanterahina io fifidianana io. Ho an’ny mpanohitra dia hita ho nahazo hery izy ireo taorian’ny nahazoan’ny TGV ny fandresena teto andrenivohitra farany teo iny, saingy (...)