Marc Ramiarinjatovo
Tsy tambazana fety ny vahoaka
mardi 4 décembre 2007 |
| 390 visites
« Ny fanatonana ifotony ny vahoaka no làlana ahafahana mifanakalo hevitra amin’ny mponina mba ahafantarana izay tena mampangetaheta ny vahoaka, ary izay no antony hanaovanay izany », hoy ny kandida Marc Raliarinjatovo. Efa mananika ny 70 ireo fokontany voatsidika nandritra ny herinandro iny, ary hita fa miaina ao anatin’ny fahasahiranana tanteraka ny vahoaka. Mila fomba fiasa matotra ny fanarenana ireny faritra ireny, ka isan’io ny làlan-kely sy ny tetezana, ary ny lakandrano. Ny fanampiana ny (...)