Minisiteran’ny Ati-tany
Hita ny fatin’ilay tale very
vendredi 25 janvier 2008 |
| 456 visites
Telo volana mahery teo ho eo izao no nikarohana ny fatin’ilay talen’ny « Inspection de l’administration territoriale », ao amin’ny Minisiteran’ny Ati-tany, antsoina hoe Cécilien Aurélien. Nanao izay ho afany ny mpitandro filaminana sy ny fianakaviany tamin’ny fikarohana azy, ary fantatra fa omaly no hita teny Tsaramasoandro Ambohimahitsy ny fatiny. Ry zareo teo anivon’ny polisim-pirenena moa dia tsy nahazoam-baovao firy mikasika ity fahitana ny fatin’ity tale ity. Ny hany azo antoka dia nisy namono (...)