Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 15h07
 

Articles dans la rubrique « Fahatsiarovana »

  • ANDRIANJAFY Bodoavosoa

    lundi 12 novembre 2007 |  2325 visites
    Ramatoa ANDRIANJAFY Bodoavosoa 07/11/06 – 07/11/07 « Fa ny fahasoavan’Andriamanitra no nahatoy izao ahy. . . » (I Kor 15 : 10a) Herintaona lasa izay No nandaozanao Anay. Tsy maty ny fahatsiarovana Ny saina sy fo torovana Tsaroana ireo fotoana niarahana Izay hita fa feno hasambarana Ireo hehy, korana, vazivazy, ady kely Tena sarobidy ireny Tapitra hatreo ny rofy rehetra Sy ny tabatabam-piainana tsy misy fetra Ny hany fanirianay Sambatra ianao izay eo akaikin’ilay Ray Ny fanantenanay Mbola (...)
  • RANDRIANANDRASANA Narcisse Hygin

    jeudi 25 octobre 2007 |  1693 visites
    25 OCTOBRE 2002 - 25 OCTOBRE 2007 RANDRIANANDRASANA Narcisse Hygin (Nanker) Dada ô ! Dimy taona mantsy izay, No nandaozanao anay Fa mbola tsaroanay Ireo fiarahana hatrizay Hoy ny vadiny RAZANAMPAMONJY Bakoly sy ny zanaka aman-jafiny ary ny fianakaviana manontolo. Hisy fahatsiarovana amim-bavaka azy ny Alahady 28 Oktobra 2007 ao amin’ny EKAR Faravohitra amin’ny 6 ora sy sasany (...)
  • RAZAFINIARY Beby Rosette

    mercredi 24 octobre 2007 |  1745 visites
    RAZAFINIARY BEBY ROSETTE 24 OKTOBRA 2006 - 24 OKTOBRA 2007 HERINTAONA SAHADY IZAY NO NISARAHANA TAMIN’ I MAMA AMINAY DIA MBOLA EO FOANA I MAMA MANDRITRA NY FIAINANAY ISAN’ ANDRO MISAOTRA MAMA AMIN’ IREO TOETRA TSARA NASEHONAO TEO AMIN’ NY ANKOHONANA SY NY FIARAHA-MONINA MAMERINA NY FISAORANA HO AN’ IREO IZAY NANAMPY AZY HATRAMIN’ NY MINITRA FARANY. MANDRIA AMPIADANANA MAMA HOY NY TARANAKAO ZAZAH SY POUSSY MIKA, SYLVIANNE ARY ANAELLE (...)
  • Raharimanana Aubertin & Ratrimoson Jeanne

    samedi 13 octobre 2007 |  1792 visites
    RAHARIMANANA Aubertin (13 septambra 1975) sy RATRIMOSON Jeanne (13 oktobra 2006) Izahay Zanakareo mivady, ireo Zafikely sy Zafindohalika rehetra sy ny fianakaviana manontolo dia tsy manadino na hanadino anareo. Ka hoy izahay hoe : « Mandria am-piadanana » ry Papa sy Mama ! Dia hoy koa ireo zafikely sy ny sisa mbola ho avy : « Na tsy nahita anareo mivady aza hono ny sasany dia matoky fa tia sy mitahy ary hitsinjo azy ireo ny Dadabeny sy Nenibeny ». «... Fa tsy misy fahafatesana raha mbola eo (...)
  • RAJAOFERSON sy RAJAOFERSON R. Eleonore

    mardi 2 octobre 2007 |  2098 visites
    RAJAOFERSON 02.10.2004 / 02.10.2007 RAJAOFERSON R. Eleonore 28.07.1997 / 28.07.2007 10 taona izay no nandaozan’ i Mama anay, ary 3 taona kosa ny an’ i Papa. Tsaroanay lalandava ny fitiavanareo anay, ary tsy ho faty mandrakizay ny fahatsiarovanay anareo mivady. Amin’ ny anaran’ i Tompo, misaotra anareo tamin’ ireo soa sy anatra ary mamy navelanareo. Mandria am-piadanana ry Papa sy Mama. Mahatsiaro anareo lalandava izahay hoy : Voahangy, Helimalala Oliva, Faly, Rivo, Herivola ary ny taranany (...)
  • RAKOTO VINCENT

    jeudi 2 août 2007 |  1321 visites
    02 Août 2005 - 02 Août 2007 RAKOTO VINCENT Toy ny vao omaly ny roa taona nandaozanao anay, ka tohina ny fery. Izay rehetra atao, izay rehetra mitranga dia hahatsiarovanay anao. Faneva entinay mioitra ireny anatra aman-kolon-tsaina nanefenao anay ireny. Mbola marefo ny fo amam-panahinay, saingy mino izahay, fa ho tanteraka aminay ilay fampanantenan'i Jesoa hoe : « Tsy havelako ho kamboty ianareo, fa hankaty aminareo Aho » (Joany 14, 18) Hisy lamesa ho fialan-tsasatry ny fanahiny (...)
  • RAVELOSON Albert Désiré

    lundi 30 juillet 2007 |  1078 visites
    Dada RAVELOSON Albert Désiré 30 Jolay 2002 - 30 Jolay 2007 Dimy taona sahady izay no nandaozanao anay ry Dada malalanay. Mbola velona ato am-ponay foana ianao. Ny vadinao : Aimée Rajaonah RAVELOSON sy ny zanaka aman-jafinao. Ho fahatsiarovana dia mivavaka lalandava ho anao izahay.
  • RAZAFIARINOSY Alice M.S

    lundi 23 juillet 2007 |  1010 visites
    RAZAFIARINOSY Alice M.S 23 Jolay 2003 - 23 Jolay 2007 Mahatsiaro anao am-bavaka mandrakariva izahay ary tsy ho adinonay mihitsy ianao Ny Vadinao : RAZAFIARINOSY Arsène Ny Zanaka aman-jafinao Ny Fianakavina manontolo
  • RAZANAKOTO Robine

    samedi 30 juin 2007 |  1294 visites
    RAZANAKOTO Robine 30/06/2005 - 30/06/2007 Taratasy ho an’i Mama Ry Mama malala, roa taona lasa izay, Tsaroako ianao namerimberina taminay Zanako malalako tsy foiko indrindra eto an-tany Asa efa nandindona anao ve ny fandehanana any ? Sa fanahiana fotsiny ihany ? Nivavaka isika, niray hina, niara-niady Niara-nanapa-kevitra isika mianakavy Nefa indray hariva izay Hoy ianao tamiko, tadidiko izay andro izay, Avelao (...)

0 | 20

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS