Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 septembre 2025
Antananarivo | 18h17
 

Fahatsiarovana

RANDRIANANDRASANA Narcisse Hygin

jeudi 25 octobre 2007 |  1699 visites 

25 OCTOBRE 2002 - 25 OCTOBRE 2007

RANDRIANANDRASANA Narcisse Hygin
(Nanker)

Dada ô !
Dimy taona mantsy izay,
No nandaozanao anay
Fa mbola tsaroanay
Ireo fiarahana hatrizay

Hoy ny vadiny RAZANAMPAMONJY Bakoly sy ny zanaka aman-jafiny ary ny fianakaviana manontolo.

Hisy fahatsiarovana amim-bavaka azy ny Alahady 28 Oktobra 2007 ao amin’ny EKAR Faravohitra amin’ny 6 ora sy sasany maraina.