Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 1er août 2025
Antananarivo | 05h02
 

Fahatsiarovana

Raharimanana Aubertin & Ratrimoson Jeanne

samedi 13 octobre 2007 |  1802 visites 

RAHARIMANANA Aubertin
(13 septambra 1975)

sy

RATRIMOSON Jeanne
(13 oktobra 2006)

Izahay Zanakareo mivady, ireo Zafikely sy Zafindohalika rehetra sy ny fianakaviana manontolo dia tsy manadino na hanadino anareo. Ka hoy izahay hoe : « Mandria am-piadanana » ry Papa sy Mama ! Dia hoy koa ireo zafikely sy ny sisa mbola ho avy : « Na tsy nahita anareo mivady aza hono ny sasany dia matoky fa tia sy mitahy ary hitsinjo azy ireo ny Dadabeny sy Nenibeny ».

« ... Fa tsy misy fahafatesana raha mbola eo ny fahatsiarovana ». (RaJean).

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}