Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 21h42
 

Fahatsiarovana

ANDRIANJAFY Bodoavosoa


Ramatoa
ANDRIANJAFY Bodoavosoa
07/11/06 – 07/11/07


« Fa ny fahasoavan’Andriamanitra no nahatoy izao ahy. . . »
(I Kor 15 : 10a)

Herintaona lasa izay
No nandaozanao Anay.
Tsy maty ny fahatsiarovana
Ny saina sy fo torovana
Tsaroana ireo fotoana niarahana
Izay hita fa feno hasambarana
Ireo hehy, korana, vazivazy, ady kely
Tena sarobidy ireny
Tapitra hatreo ny rofy rehetra
Sy ny tabatabam-piainana tsy misy fetra
Ny hany fanirianay
Sambatra ianao izay eo akaikin’ilay Ray
Ny fanantenanay
Mbola hiaona isika rahatrizay.

-  Ny iray tampo aminao :
ANDRIANJAFY Julienne sy ny zanaka aman-jafiny
ANDRIANJAFY Nivovololona sy ny zanaka aman-jafiny
RAKOTONIARY Hugues mivady sy ny zanany (Frantsa)
DIEUX Pascal mivady sy ny zanany (USA)
ANDRIANJAFY Jean Gabriel mivady sy ny zanany
ANDRIANJAFY Faramalala (Côte d’Ivoire)
COUSINARD Yves mivady sy ny zanany (St Martin)

« Mangina aho ka tsy miloa-bava,
fa Hianao no nanao izao ».
(Salamo 39:3)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS