Antananarivo renivohitra
Be mpanimba ny asa
mercredi 2 avril 2008 |
| 764 visites
Iarivo maha-te honina. Mbola izay ve no mitoetra ankehitriny? Andeha hidirantsika kely ny zava-nisy teto hatramin’izay ka hatramin’izao. Ny fitodiana amin’ny asa mety ahatsara zavatra ny ampitso.
Raha nanjàka ny vahiny, dia nisongadina vetivety ny asa natao teto Iarivo, isan’io ireo trano mijoalajoala manemitra ny araben’ny fahaleovantena, trano izay mbola manome endrika ny renivohitra ankehitriny. Tamin’ny Repoblika voalohany no kila hotohoto ny lapan’ny tanàna tao Analakely, ary tsy mbola (...)