Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 2 mai 2024
Antananarivo | 02h52
 

Malagasy

Arema matotra sy ny AMF/3FM

Miandry tendrena ho loholona

mercredi 2 avril 2008 |  355 visites  | Naivo kely

Ny sabotsy ho avy izao no fara-fandraisana ny filatsahan-kofidiana loholona. Mbola mifandagolango amin’ireo mpifidy vaventy aloha hatreto ny olona mihevitra ny hilatsaka. Misy kosa ireo miandry hapetraka fotsiny. Isan’io ny eo anivon’ny antoko Arema matotra sy ny AMF/3FM.

Ny antony dia mba ho vali-babena nandritra ny fotoana maro nanohanany ny filoham-pirenena sy ny antoko TIM nandritra ireny fifidianana maro natao teto ireny. Ny avy eo anivon’ny TIM kosa dia tsy miditra amin’ny marimaritra iraisana amin’ny seza ho zaraina. Hita fa misy tsy fifankahazoan-kevitra ihany koa eo amin’ity antoko ity. Samy te-hilatsaka avokoa ireo mpikambana, saingy tsy maintsy misy hatrany ny sivana toy ny hita hatramin’izay.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 

Archives

mai 2024 :

Rien pour ce mois

avril 2024 | juin 2024