Ny Sinoa eto Madagasikara
vendredi 18 avril 2008
| 1394 visites
========================== Dikan-teny
Gaga tokoa angamba ianao, mahita lahatsoratra lehibe toy izao ao anaty gazety Malagasy, soratana amin’ny teny sinoa. Ivelan’ny raharaha makotroka any Tibet, dia natao izao lahatsoratra izao ampisehoana fa mihamaro hatrany ny fianakaviambe sinoa mamokatra eto Madagasikara. N’aiza na aiza tokoa tany alehan’izy ireo dia maneho firaisankina azo atao anatra sy lesona ho antsika izy ireo, raha tsy hiresaka afa tsy ny fanaovana « China Town » etsy sy eroa. Mety (...)