Fitaterana an-drenivohitra
Miverina ny gaboraraka
mardi 22 avril 2008 |
| 589 visites
Manao ny ataony indray ny taxi-be eto an-drenivohitra eto izay toa baranahiny ka manaram-po. Isan’andro dia andrenesana fitarainana ny fomba fiasan’ireo taxi-be, izay zary mahazatra ny mandre azy ka tsy mahataitra firy. Ny andro alahady kosa no ahitana ny fomba ratsy ataon-dry zalahy. Tamin’ny alahady teo dia fiara taxi-be maromaro no saika nitera-doza, izany hoe mandram-paharivan’ny andro dia tandindonin-doza hatrany ireo mpandeha. Mamo ny mpamily sy ny resevera ka mifanenjika amin’ity fiara (...)