Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 septembre 2025
Antananarivo | 14h44
 

Répondre à un commentaire

27 septembre à 11:12 | RAVELO (#802)

Mipetraha tsara any amin’ny misy anareo avy hianareo,fa raha akoho nompinareo
tsy naneno hatr’izay ataoko fa efa lanin’ny kary.
Ankasitrahana ny efa nataonareo na tsy nisy vokany aza, fa mipetraha eny amin’ny sisiny amin’izay tompoko.
Mamoria olona hivavaka raha izay no itanareo ho vahaolana,fa ny Tanora sahy
mitsangana hanao ny tsy sahin’ny rehetra teo aloha natao,avelao sy amporisiho.
Tsofy rano izy ireo,ary ampaherezo am-bavaka,dia izay ihany tompoko.
Am-panajàna no ilazako izany anareo.
Sahy hifampiresaka amin’ny DEVOLY va hianareo ?

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}