Fivorian’ny mpanohitra
Mitodika any amin-dRajemison ny maro
mardi 1er avril 2008 |
| 882 visites
Tsy maintsy tratra ny tanjona. Io ny fanehoan-kevitra nivoaka tao amin’ny fivorian’ny mpanohitra farany teo. Ny rafitra tetezamita no tian’izy ireo hajoro. Anio dia fantatra fa mbola hitohy ny fihaonana, ary miha-henjana ny fitakiana. Fantatra fa ny antoko tsirairay izay mivondrona ao amin’ny fanoherana, dia hamoaka fanambarana tsirairay, ary hisy ny atambatra avy eo ny fitakiana itambaram-be. Heno ihany koa fa misy mangataka an’ingahy Rajemison Rakotomaharo hitarika io rafitra io. Mpikambana ao (...)