Hen’omby
Tsy sahy mihinana ny olona
mardi 1er avril 2008 |
| 651 visites
Voafehy ny fijerena ifotony ny aretin’omby. Fanambaran’ny minisitera ny faran’ny herinandro teo io. Nisy araky izany ny toro-marika isan-karazany izay natao hiarovana ny omby Malagasy.
Heno ihany koa fa hanondrana ity hena ity any ivelany isika.
Ny tsapa anefa, dia manomboka mandositra ny fihinanan-kena ny maro. Raha nanao fanadihadiana tamin’ireo mpivaron-kena izahay, dia saika any amin’ny hena kisoa no hifandrombahana. Ny vidin’ireo hena omby sy kisoa rahateo tsy dia mifanalavitra, satria Ar (...)