Delestazy ao Toliary
Tonga omaly ireo fitaovana matanjaka
lundi 30 avril 2007 |
| 236 visites
Omaly alahady no nigadona tao Toliary ny milina manome herinaratra mahatratra 850 MW hanome herinaratra any an-toerana, ary mbola hisy masinina hafa ihany koa hanaraka ato afara miaraka amin'ny kojakoja samy hafa hanampy ireo. Io no nambaran'ny ministry ny Angovo Patrick Ramiaramanana manoloana ny fahasimban'ny fitaovan'ny Jirama ao Toliary.
Fahavoazana ara-teknika no mitranga any amin'ity faritany ity ka tsy maintsy vaha-olana ara-teknika no atao, ary ho vahana haingana ny olana. Efa any (...)