Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 2 octobre 2025
Antananarivo | 15h48
 

Répondre à un commentaire

2 octobre à 13:45 | pisokely (#9950)

o ry isandra a.... tara loatra e.. lay vavan i naivo kely iny anie no hitako hoe nahatonga an izao hetsika zao e.. 3 ème mandat !!!! iny no nankarary satria efa miaritra ny tsy zaka ny olona bola lazainareo indray hoe 3 ème mandat...

tsy nahazo vahoaka io hetsika io raha mba nahay nipetraka ianareo... tsy misy tia grève zany ny gasy e.. saingy tafahoatra... ka na hiteny hoe 2028 tsy hilatsaka aza I rajoel, dia tsy mety intsony.. miala zao dieny zao no tadiavin ny olona.... lazao izy hoe mialahy ianao fa ho ratsy fiafarana, dieny tsy mbola ratsy loha ny gasy.. efa manomboka Leo ny gasy ka lasa ratsy saina, tsy hisy fangorahana... raha mijery tsara ianao, dia tsy mbola betska ny manontany ny zanak i rajoel... ka mahaiza manararaotra.. Sao lasa mivadika baby ny gasy.. tsy ho mafy noho saddam hussein, shah d Iran, ceausecu I rajoel... jereo ny niafarany

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.