Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
Dia mbola manohana foana ve. Fa iza no tsy nahita fa tsy ny Gen Z no namono sy ny tifitra teto fa ny Zandary. Ary iza no tsy nahita fa tsy ny Gen Z no namdroba fa olona gros bras izay vokarama handrava ny tolona. Na inona teneninareo na inona tsy jamba ny olona ka tsy hahita. Fa samy ho tsarain’ny tantara daholo, dieny azo hatao ny miala mora, ary raha mbola misy fitiavantanindrazana kely ihany dia manao izay fomba hialana amampahendrena.