Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 2 octobre 2025
Antananarivo | 15h32
 

Répondre à un commentaire

2 octobre à 12:32 | Rakoto (#5814)

Aza mitohy manohana be fahatany foana ry zalahy fa rehefa hita fa ratsy manimba ny firenena dia mba tsy tohanana intsony ary hovaina hatramin’ny fakany. Satria hita ny olona rehetra anie ny zava misy eh ary hiainana isan’andro ny vokan’izao fitondrana tsy mety izao eh na inona lazainareo na inona eh. Raha tena tia tanindrazana dia tokony mba hiaiky fa tsy mety dia mba manaiky hiala ampanajana sy mitady izay fomba hialana amin’ny fomba mendrika indrindra, mba tsy hitohy hanaratsy hantrany ny tantarany eo amin’ny firenena.

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.