Articles écrits par « Poussy R. »
        
        
        
        
          
					
            - 
              
                
Reboisement à Imerintsiatosika
                
                
                  vendredi 23 janvier 2009 | 
Poussy R.
                   |  865 visites
                
 
                Demain, les membres du corps diplomatique accrédité à Madagascar  iront « toucher du bois ». Non pas qu’ils soient adeptes d’une certaine superstition, mais tout bonnement car ils croient en la vertu du reboisement. Conduits  par le ministre des Affaires étrangères, Marcel Ranjeva, ils passeront en effet la journée de ce samedi 24 janvier à Imerintsiatosika, pour y reboiser et pour constater que les plants mise en terre depuis cinq ans sont déjà devenus des arbustes. Et le ministre en (…)
              
             
					
            - 
              
                
Ifaty
                
                
                  vendredi 19 décembre 2008 | 
Poussy R.
                   |  901 visites
                
 
                Telopolo kilaometatra miala ao Toliara no misy an’Ifaty. Toerana izay ahitana moron-dranomasina, hahafahan’ireo mpitsidika miala voly. Maro dia maro tokoa ny mpizaha-tany mitsidika azy, izay anisan’ny mamelona ny ankamaroan’ny mponina ao.
Volana janoary hatramin’ny volana mey no tena maha-be mpitsidika an’Ifaty. Manomboka eo amin’ny volana mey dia voamarik’ireo mponina fa Italianina no tena maro an’isa. Tsy dia betsaka izany rehefa novambra sy desambra.
Ar 3 arivo ny saran-dalana avy ao (…)
              
             
					
            - 
              
                
Rotary Club Madagascar
                
                
                « Je sais que les rotariens malgaches sont très actifs pour contribuer à l’amélioration des conditions de vie des enfants, notamment dans les domaines de l’éducation, de la santé, de droits à la nourriture adéquate et à l’accès à l’eau potable ainsi qu’à l’assainissement. Mon rôle, en tant que représentant du président du Rotary International, consiste à encourager les 53 clubs du district 9220 de faire dans la mesure de leurs moyens en faveur des enfants », s’est exprimé le Gouverneur du (…)
              
             
					
            - 
              
                
Fitsaboana amin’ny fanjaitra volamena
                
                
                Tsy mila mandeha lavitra intsony ankehitriny raha hanao « acupuncture » na ilay antsoina hoe « tsindrona volamena ». Efa misy sampan-draharaha misahana izany ao amin’ny INSPC Befelatànana. Dokotera avokoa no manatanteraka ny fitsaboana.
Fanairana ny vatana hampirindra ny tsy fifandanjan-kery ao aminy no antony hanaovana ny tsindrona volamena na “acupuncture”. Tsy ara-dalàna mantsy ny fikorianan’ny angovo na ny hery amin’ny vatana, ka izany no mahatonga ilay aretina. Aretina maro no (…)