Orinasa afakaba
Sady mamitrana no mandrava fihavanana
mardi 15 avril 2008 |
| 431 visites
Tao ho ao dia maro ny orinasa afakaba nampiato ny mpiasa ao aminy. Saika tera-tany vahiny moa no mitantana azy ireny ka sedrain’ny tsy fandrosoan’ny tsena tampoka ka voatery nandroaka mpiasa.
Amin’ny ankapobeny hoy ireo mpiasa amin’ny orinasa afakaba, dia efa ampoizina ihany ny mety hisian’ny fampiatoana. Manaporofo izany ny tsy fikarakarana ny antontan-taratasy maha mpiasa raikitra an’ireo ankizy naato. Raha efa iaraha-mahalala ny fiainan’ny mpiasa ao anatiny ao, izay saika ahazoana fitarainana (...)