Mampikony
Mbola noho « Ingahy Ivan » ihany !
lundi 31 mars 2008
| 507 visites
Mitombo aoka izany ny saram-pandehanana ! Tsy dia ny saram-pitaterana loatra no voakasiky ny toe-javatra, amin’iny làlana mampitohy an’Ambondromamy amin’Antsiranana iny, fa ny vola lany mandra-pahatonga any mihitsy. Tapaka ny fifamoivoizana eo amin’ny tetezana Mahajamba, 30 km miala an’Ambondromamy. 3km miala eo, dia tsy azo andehanana koa ny tetezana Mahasoa. Soa ity farany fa efa ao am-panamboarana azy ny orinasa Sogea, ary raha mandeha tsara ny asa, dia mety ho vita ny alakamisy izao. Izy io (...)