Fitorian’ny mpiasa BFV-BTM
Nihemotra amin’ny 16 May ny didy
samedi 19 avril 2008 |
| 327 visites
Tomefy mpiasa tao amin’ny BTM sy BFV teo aloha tetsy amin’ny fitsarana omaly. Niandry ny vokatry ny fitsarana tamin’ny fitorian’izy ireo ireo olona nanodikodina ny vola tokony ho an’ny mpiasa niala an-tsitra-po tao amin’ireo banky ireo.
Nahemotra amin’ny 16 Mey indray ny didy momba ity raharaha ity. Ny mpiasa « déflatés » teo anivon’ny BFV sy BTM ireo, dia miantso ny mpiasa rehetra mba hiara-hitaky ny rariny amin’ny fanomezana ny anjara-volan’izy ireo. Ar 20 tapitrisa isan’olona no fampanantenana nomena (...)