Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
J’ai déjà parlé de ces messages en mai 2023, 100è anniversaire de la SEMIPI :
Salanitra ny Ambanilanitra.
Mampatsiahy aho ny soratro teto volana maromaro izay. Fanairana sy fampihomanana ny rehetra ny zavatra hiseho.
Tsikaritro fa toa zary nandalo toa rivo-tr’Ankadilalana fotsiny ireny soratra ireny. Izao anefa io hitantsika miaraka io ny tohiny. F’inona moa izany soratra izany ?
Nanoratra teto aho ny hoe : tsy mipetra-potsiny ny Maintimolalin’ny Enfants de Troupe Malagasy.
Vao nanao fifidianana miezinezina birao vaovao ry zareo tamin’ity taona 2025.
Anisan’ny soratro tamin’izany ny tsy fankasitrahan’izy ireo an-drainilainga rajoelina 6è d’âne sy ny forongony.
Io ary ny valiny :
i Mickaël
ny chef d’état major des armées
ny lehiben’ny zandarmaria
ny Directeur général ny polisim-pirenena
ny lehiben’ny toby lehibe vao nosoloina teo
ny lehiben’ny HOMI ...
Maintimolalin’io sekoly SEMIPI avokoa ireo voatanisa ireo.
Tsy nanoratrora-poana aho nanoratr’ireny fa nanomana ny sain’ny olona ny amin’ny zava-miseho, anisan’ny Tranain’io sekoly io ny tenako.
Izay ary fa dia mihomana isika rehetra.