Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
Miala Rainilaingarivony Cedric Rajoelina
Tsy ampy Ilay hoe hetsika fitakiana mikasika delestazy, ohatran’ny hoe mbola matoky ireto mpitondra ahita sy anam-pinihavana ary fahaiza-manao, tsy nisy teo amin’izy ireo, nandritra ny 15 taona, nitondran’izy ireo ve.
Vita ve izany io hetsika delestazy io, dia ahita vahaolana maharitra, amin’ny vidin-tsolika tsy voaloa ny fitondrana. Na anova DG na minisitra aza izy, voahovany ve ny fantsona fitaritan-drano 80km mamakivaky ny arabe an’Antananarivo, ahazo rano ve ny Faritra rehetra eto Madagasikara, tsy hisy delestazy intsony Madagasikara, ho vita ny barazy...
Ho afaka ve ny kolikoly rehetra eto, fampiasana hery famoretana, ny fitsarana sy ireo mpitandro filaminana.
Ahita asa ve ny tanora, hiakatra ve ny taham-pampianarana.
Ahazo fitsaboana sy fandriam-pahalemana ve ny rehetra.
Hijanona ary hisitraka ny harem-pirenena ve ny Malagasy, ka mba izy no lasa mpanan-karena, fa tsy ireo olom-bitsy, miaraka amin’ny mpitondra mangalatra.
Za manokana aloha, aoka aho izay.
Tsy resaka vahaolana delestazy, tsy ho hitako amindreo io intsony, ny tolona atao.
Miala Andry Rajoelina sy ny forongony.
Tsy misy milefa eo, fa manonitra izay nalaina tsy ara-drariny avokoa.
Loharana any amin’izay misy azy, izay misitrika sy tafandositra, rehefa tonga, tsy ho ela izay fotoana izay.
Samia tsara
Ra-Hertz