Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
VONTOVORONA, TSY MAHANDRY NY 25 SEPT KOA...
Raikitra indray ny GREVY noho ny DELESTAZY
Naneno mafy vao maraina ny kiririoka teny Vontovotona. Narahana hirakoraka miantso ny mponina hivoaka hanampy ireo mpianatra satria hoy izy ireo : « Samy victime an’ity Délestage ity » fa tsy ny mpianatra irery.
Mipetraka ny sakan-dalana , tsy misy afaka mivoaka na miditra ny tanàna ireo Fiara sy moto ( Taxi be olon-tsotra , ...) , maro no mandeha an-tongotra.
Efa hatry ny omaly no tapaka ary mbola tsy niverina hatramin’ny maraina ny Jiro eny Vontovorona.