Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 27 août 2025
Antananarivo | 17h00
 

Répondre à un commentaire

27 août à 11:49 | Vohitra (#7654)

Faly ireo mpankafy ny baolina kitra, mitotorebika hatramin’ny noana sy fadiranovana mihintsy, iza moa no sahy hanaisotra aminy izay kely anjara fifaliana ao ambony ao anatin’ny fiainany efa mangidy mangeroka ?

Mitondra hery sy fahavononana ny hafaliana, mety mandalo tsy maharitra izany, saingy toe-po mahasalama ny faly ka mahasoa !

Fa izao, iniako tsy nasiana fanovana fa dia entiko eto ny fanehoankevitra avy amin’ity vahiny iray ity, samy manana ny fiheverana mikasika izany ny tsirairay, ny fiheverany no zaraiko, ho torahambato ve izy noho ny heviny ?

« Moins le peuple est intelligent, plus il aime le foot... » Philippe Bouvard

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}