Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 11 août 2025
Antananarivo | 14h20
 

Répondre à un commentaire

2 août à 17:21 | ratiarivelo (#131)

Salama Jiaby :Tsetsatsetsa tsy haritra ny Ahy ,fanontaniana no apetrko : Taitra ihany Aho na tsy dia milaza ny hevitro matetitika (tsy sanatria LEO na dia efa betsaka ihany ny voalaza sy voasoratra***** ! fa dia falyy MAMAKY IREO mahery FO : tsy ho tanisaina eto fa MARO : FA MITOVY FIJERY**** ! hatramy ny nisiny ny : Adi-hevitra****na commentaire na faneho-kevitra *** ! Fa ny tiako ambara androany 02/08/2025 dia asa na TAPAKA-LALAN-DRA i ISANDRA mpilelalaka sy Mpamitra ny VO**** i PRESIDA Vongany sy Dondrona fa tsy heno mitatata eto asa koa na nilatsam-POTAKA***gaga ihany ny AHO fa tsy sahy miseho masoandro ny mpamosavy an-tanana **** fa manonomboka RENDRIKA ny sambo betsaka ny VOALOVO no efa mitsambikina***** !efa lasa gaigy na ROMOPRA i jeneral Korotamby ** VITA HATREO CEDRIC**** ! MAHEREZA DAHOLO IREO mpitolona REHETRA tonga sainaeto amin’ny M.T,*** MASINA NY TANINDRAZANA
,,

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}