Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 11 août 2025
Antananarivo | 23h09
 

Répondre à un commentaire

2 août à 09:37 | pisokely (#9950)

na ny mahasamihafa ny enquête judiciaire sy enquête parlementaire aza tsy hainy anefa miseho ampianatra ny hafa...
manalarena ny gasy satria misy embouteillages !!!! tsy hitany ilay pose na sarery na kalesy varamba nibahana lalana.. tsy hitany ireo mpivarotra amoron dalana mibahana ny lalana, tsy hitany ny lalana feno lavaka.. fa nanodina vola izy,dia manana.. dia niheveriny fa manana sahal azy daholo ny olona..... hadinony fa io journaliste io anie no mandoa ny karamany.. aminy hetra..... hadinony fa io journaliste io no mandoa ny trosa nahodikodny, lasa naha botrabitra azy...

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}