Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 02h36
 

Articles écrits par « Kama »

  • Tandremo ny sakaizan’ny mpandresy

    jeudi 24 juillet 2008 | Kama |  483 visites
    Tokony ho fitaratra eo amin'ny fampandrosoana ny fanatanjahan-tena ny ADEMA. Manomboka izao, dia hisy ny fijerena izay ho taniketsan'ny baolina kitra Malagasy. Ireo tovolahy 13 ka hatramin'ny 15 taona, manana halava 1m 65 raha kely indrindra no ilaina. Ho fitsinjovana ny fananana vatana lehibe sy lava no kendrena amin'io. Na eo aza aloha izay, dia tsy tokony ho adinoina kosa ny tsy ampy refy, manana fahaiza-mitondra baolina ny olona toy ireny, ka tokony hisy fijerena manokana. Araka ny (...)
  • « Caisse d’Epargne »

    Mitokona ny mpiasa anio

    jeudi 24 juillet 2008 | Kama |  747 visites
    Raha tsy misy ny fandraisana andraikitra haingana dia hitkona ny mpiasan’ny “Caisse d’Epargne de Madagascar”. Hosahirana ny orinasa noho izany. Nolazain’ireo mpiasa fa “miziriziry tsy mety miresaka hamahàna ny olana mianjady amin’ny orinasa ny mpampiasa ao”. Marihina anefa fa efa feno 90 taona ny Caisse d’Epargne de Madagascar. Izy irery ihany sisa no mbola foibe fandraharahana ara-bola malagasy an’ny Fanjakana, “saingy raha izao toe-javatra misy eo amin’ny fitantanana amin’ny endriny ankehitriny (...)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS