Orin’asa afaka haba
Misy mitady hampiasa ny datin’ny 1 mey
mardi 22 avril 2008 |
| 405 visites
Kivy ratsy sahady ny mpiasa amin’ny orin’asa afaka haba eto andrenivohitra fa kasain’ny lehibeny hanenjika asa maika amin’ny voalohan’ny volana mey. Hisy tambin-karama omena izay mpiasa miasa araky ny vaovao niely teny Tanjombato. Maro tamin’ny mpiasa no tsy nanaiky izany, ary vonona ny hifanakalo hevitra amin’ny mpampiasa azy. Tsy noterena kosa anefa ny mpiasa fa an-tsitrapo no hanaovany ny asa raha mazoto. Vanin’andro iray mba ahafahan’ny mpiasa mankalaza ny « Fetin’ny asa » eran-tany io, ary (...)