Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 10 mai 2024
Antananarivo | 13h03
 

Articles dans la rubrique « Filazana manjo »

  • RAVELOARINELINA Esther

    samedi 16 juin 2007 |  1624 visites
    « Sambatra ny fo izay mahatoky an’Andriamanitra... » Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo ny fodiamandry any amin’ny Ray ny reny malalanay ny alarobia 13 Jona 2007 teo amin’ny faha-80 taonany : RAVELOARINELINA Esther (Vady navelan’ltompokolahy RAMANANTSOA Raphaël) Loholona Directrice Fondatrice de l’imprimerie IFAN FANAMBINANA Commandeur de l’Ordre National Malagasy Hoy, - Ny zanany : ZAFINDRAMARO Aristide Urbain sy Nelly RAMANANTSOA (...)
  • GEORGETTE Florine

    mercredi 13 juin 2007 |  938 visites
    Amin’ny finoana ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo ny fahalasanan’ny reninay, renibenay malalanay : GEORGETTE Florine Vady navelan’Itompokolahy MORASATA Alimana (Administrateur Civil) (Chevalier de l’Ordre National) Ny Talata 12 Jona 2007 rehefa nivahiny 71 taona teto an-tany. Hoy, - Ny zanany : Madame Veuve RASOANANTENAINA Blandine Capitaine de Frégate RANDRIAMAMPIONONA Georges sy Nathalie JOHASY RAHARIMANANA Désiré sy Florence Maître SAFARA Fidelys sy (...)
  • RAHETLAH Alphonse Behevitra

    mercredi 13 juin 2007 |  1679 visites
    Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay ny fodiamandrin’ny malalanay : RAHETLAH Alphonse Behevitra Commissaire Principal de Police ny Alatsinainy 11 Jona 2007, rehefa nivahiny 55 taona teto an-tany. Hoy, - Ny Vadiny : RAHETLAH Nivolalao Vololontsoa, teraka ANDRIAMIALISON - Ny Zanany : AKOURI Jean Clin sy Baovola RAHETLAH RAHETLAH Randjavola RAHETLAH ANDRIAMIALISOA Rasoanahy RALAIARISON Gevario sy Vololona Oliva RAHETLAH RAHETLAH Ny Aina sy RAKOTONDRAMANANA Lala (...)
  • RAHARISON Marie Thérèse de l’Enfant Jésus

    mercredi 13 juin 2007 |  613 visites
    Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsangan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny malalanay : RAHARISON Marie Thérèse de l’Enfant Jésus Vady navelan’Itpkl ANDRIANARIJAONA Bertrand Johnson Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy tamin’ny sabotsy faha 09 jona 2007. hoy : - Ny zanany : RANDRIANANTOANDRO E. Jacquis sy Olga ANDRIANARIJAONA Monique ANDRIANARIJAONA Claude (France) ANDRIANARIJAONA Bruno (France) ANDRIANARIJAONA Thierry mivady - Ny zafikeliny : ANDRIANARIVO Tojo sy Maria RAKOTOMANANTSOA (...)
  • RAHARISON Marie Thérèse de l’Enfant Jésus

    mardi 12 juin 2007 |  432 visites
    Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsangan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny malalanay : RAHARISON Marie Thérèse de l’Enfant Jésus Vady navelan’Itpkl ANDRIANARIJAONA Bertrand Johnson Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy tamin’ny sabotsy faha 09 jona 2007. hoy : - Ny zanany : RANDRIANANTOANDRO E. Jacquis sy Olga ANDRIANARIJAONA Monique ANDRIANARIJAONA Claude (France) ANDRIANARIJAONA Bruno (France) ANDRIANARIJAONA Thierry mivady - Ny zafikeliny : ANDRIANARIVO Tojo sy Maria RAKOTOMANANTSOA (...)
  • RAHARISON Marie Thérèse de l’Enfant Jésus

    lundi 11 juin 2007 |  455 visites
    Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsangan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny malalanay : RAHARISON Marie Thérèse de l’Enfant Jésus Vady navelan’Itpkl ANDRIANARIJAONA Bertrand Johnson Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy tamin’ny sabotsy faha 09 jona 2007. hoy : - Ny zanany : RANDRIANANTOANDRO E. Jacquis sy Olga ANDRIANARIJAONA Monique ANDRIANARIJAONA Claude (France) ANDRIANARIJAONA Bruno (France) ANDRIANARIJAONA Thierry mivady - Ny zafikeliny : ANDRIANARIVO Tojo sy Maria RAKOTOMANANTSOA (...)
  • RAMILSON Jimhy Hector

    vendredi 8 juin 2007 |  892 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo, fa ny hava-malalanay : RAMILSON Jimhy Hector Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Alarobia faha-06 Jona 2007. Hoy : - Ny vadiny : RAMILSON Arline - Ny zanany : DIDIN Daniel sy Nicole (France) RAMILSON Sylvie (France) RAMILSON Caroline (France) RAMILSON Francklin (France) - Ny Taizany : RAKOTONJANAHARY Pascal & Hanitriniaina sy ny zanany - Ny Zafiny : Maheva, Ophëlie, Warren, Mbolatiana, Maiween - (...)
  • RAJAONARIVONY Denis

    samedi 26 mai 2007 |  595 visites
    Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny Ray Malalanay : RAJAONARIVONY Denis (Dadajama) Loholona dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Zoma 25 May 2007 rehefa nivahiny 94 taona teto an-tany. Hoy, Ny zanany : Rasatason René sy Nivo sy ny zanaka aman-jafiny Ranaivoson Roger sy Sahondra sy ny zanaka aman-jafiny Mamiarisolo Paul sy Vony sy ny zanaka aman-jafiny Jeremia Randriambololona sy Vololona sy ny zanany Mme Veuve Rasoanaivo (...)
  • RAZAFITRIMO Philibert

    samedi 26 mai 2007 |  1301 visites
    Sitrak’Andriamanitra ny niantsoany ny Mpanompony : RAZAFITRIMO Philibert Mpitandrina Commandeur de l’Ordre National Hody any Aminy rehefa nampindraminy anay sy nahatanteraka ny asa fanompoana Azy tamin’ny Zoma faha 25 May 2007 Hoy, Ny vadiny : RAZAFITRIMO Perline (teraka RASOLOARISOA) Ny zanany : RAZAFITRIMO Arivo-Toetra RANDRIAMANANA Mamy sy Haba-Toetra RAZAFITRIMO Visaina Toetra Ny zafiny : RAZAFITRIMO Feno sy Ary RANDRIAMANANA Andrianina Ny iray tampo aminy : RASOLOFONIAINA Marthe sy ny (...)
  • RAZAFITRIMO Philibert

    samedi 26 mai 2007 |  423 visites
    Ny Mpitandrina mivady Ny Biraon’ny Fiangonana Ny Mpihevi-draharaha Ny Sampana rehetra, ary ny Mpianakavin’ny Finoana eto amin’ny Fitandremana FJKM Tranovato Faravohitra, nohon’ny maha iray antsika ao amin’ny Tompo, dia mampandre anareo amin’alahelo, nefa omban’ny finoana ny fitsanganan’ny Tena amin’ny maty, fa ny Ray aman-dReny iombonana : RAZAFITRIMO Philibert Mpitandrina teto amin’ny Tranovato Faravohitra dia nodimandry ny Zoma 25 May 2007 rehefa nahatanteraka tamim-boninahitra ny asa napetraky ny (...)
  • KOWANG JEANNETTE WAI SIO KING

    samedi 19 mai 2007 |  508 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsaganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa nodimandry ny zoma 18 may 2007 teo ny malalanay : KOWANG JEANNETTE WAI SIO KING Officier de l’Ordre National Malgache Chevalier de l’Ordre National Malgache Chevalier de l’Ordre du Mérite de Madagascar Hoy : Ny vadiny : KOWANG VICTOR Ny zanany : KOWANG Anthony sy RABEARISOA Mirana KOWANG Johnny sy TRONG-LIN CHAN Ny zafikeliny : Sergio, Faniah, Estelle, Shannon Ny iray tampo aminy : WAI SIO (...)
  • Atoa HARIVELOSOLOFONIAINA Rijamalala

    mercredi 16 mai 2007 |  303 visites
    MUTUELLE D’ASSURANCE MALAGASY Amin’alahelo lehibe no ampandrenesan’ny Orinasa MAMA, fa nodimandry ny Alatsinainy faha-14 mey 2007 teo amin’ny faha-33 taonany : Atoa HARIVELOSOLOFONIAINA Rijamalala Chef de Service Statistiques Ny « Administrateur Provisoire », ny Tale rehetra, ny Mpiara-miasa aminy ato amin’i MAMA dia maneho ny fiaraha-miory amin’ny fianankaviany manontolo.
  • RALAISOA Jean Luc

    lundi 14 mai 2007 |  836 visites
    « Jehovah no anjaralovako sy kapoakako, Ianao no mampaharitra ny anjarako ». (Sal. 16.5) RALAISOA Jean Luc Ingénieur Géotechnicien Laboratoire National des Travaux Publics et du Bâtiment (L.N.T.P.B.) dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Zoma faha-11 May 2007 teo amin’ny faha-31 taonany. Hoy Ny ray aman-dreniny : RALAISOA Maurice RAZANAJAO Claudine Ny iray tampo aminy : Dr RALAISOA Stève Robel Ny renibeny : RAMANANDRAIBE Delphine Ny iray tampo amin’ny rainy : RAKOTOMAHANINA RALAISOA Emile (...)
  • RATSIMBAZAFY Maurice Georges

    samedi 12 mai 2007 |  1084 visites
    Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny malalanay : RATSIMBAZAFY Maurice Georges ny alakamisy 10 mey 2007 rehefa nomeny 73 taona. Hoy : Ny vadiny : Ratsimbazafy Rataviarison Modestine Ny zanany : Ratsimbazafy Mamy André sy Mirana sy ny zanany Ratsimbazafy Hery David sy Haingo sy ny zanany Ratsimbazafy Benjamin sy Nicole Ratsimbazafy Adolphe sy Kajy sy ny zanany Ratsimbazafy Andriniaina Ny iray tam-po aminy : Terak’ltpkv Ranoeliarisoa Yvonne Andriamasy Roger sy Brigitte sy ny zanany (...)
  • RALAISOA Jean Luc

    samedi 12 mai 2007 |  535 visites
    « Jehovah no anjaralovako sy kapoakako, Ianao no mampaharitra ny anjarako ». (Sal. 16.5) RALAISOA Jean Luc Ingénieur Géotechnicien Laboratoire National des Travaux Publics et du Bâtiment (L.N.T.P.B.) dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Zoma faha-11 May 2007 teo amin’ny faha-31 taonany. Hoy Ny ray aman-dreniny : RALAISOA Maurice RAZANAJAO Claudine Ny iray tampo aminy : De RALAISOA Stève Robel Ny renibeny : RAMANANDRAIBE Delphine Ny iray tampo amin’ny rainy : RAKOTOMAHANINA RALAISOA Emile (...)
  • RAVAONIRINA Marie Angèle

    vendredi 11 mai 2007 |  713 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo fa ny reny malalany : RAVAONIRINA Marie Angèle (Vady navelan’Itompokolahy RABENAIVO Emile) Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Talata 8 Mey 2007 rehefa nivahiny 76 taona teto an-tany. Hoy, Ny zanany : Emilienne sy RAKOTOMAHARO Lys mianakavy Mme Veuve RAKOTOASOMBOLA Josiane mianakavy Marie sy RAREMBY Helfin mianakavy RAKOTOARINIVO Victor Emile mianakavy RAKOTONIAINA Léonard Emile mianakavy (...)
  • ANDRIANIRINA Elysée

    vendredi 11 mai 2007 |  705 visites
    « Raha amin’izao fiainana izao ihany no nanantenantsika an’i Kristy dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika » (I Kor 15 : 19) Amin’ny finoana sy fitsanganana amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay : ANDRIANIRINA Elysée SAM HONG Dia nodimandry ny Alakamisy 10 mai 2007 rehefa nivahiny 36 taona teto an-tany. Hoy, Ny vadiny : RAHERIMALALA Sahondra Hortensia Ny zanany : ANDRIAHARIMALALA Sandra SAM HONG HERINIAINA Elysa SAM HONG Ny Ray aman-dreniny : Timothée Jules (...)
  • RAKOTO RAPHAËL

    samedi 5 mai 2007 |  565 visites
    Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : RAKOTO RAPHAËL (ex-gérant Mellis) ORDRE DE MERITE DE MADAGASCAR CHEVALIER DE L’ORDRE NATIONAL dia nodimandry ny Alakamisy 03 May 2007 rehefa nivahiny 93 taona teto an-tany ary nahazo ny sakramenta farany fanomen’ny Eglizy ny zanany. Hoy Ny zanany : Veuve RAKOTO Claudine sy ny zanaka aman-jafiny RAKOTO Zoé sy ny zanaka aman-jafiny RAKOTO Louis Christophe sy Vololona sy ny (...)
  • RAKOTOMANGA ANDRIANADY Gilbert

    jeudi 3 mai 2007 |  565 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny hava-malalanay : RAKOTOMANGA ANDRIANADY Gilbert Mpiasan’ny SOLIMA nisotro ronono Officier de l’Ordre National dia nodimandry ny Talata 01 Mey 2007 rehefa nivahiny 84 taona teto an-tany. Hoy : Ny vadiny : RAZAFITSARA ANDRIANADY Beby Ny zanany : RALAMBOSON ANDRIANADY Gilberte RAZAFIMBE Désiré sy Eliane ANDRIANADY Evelyne RAKOTOMANGA ANDRIANADY Alain sy Frédine RAKOTOMANGA ANDRIANADY Serge sy Saholy Ny (...)
  • ANDRIAMANANTENA Fidèle

    jeudi 3 mai 2007 |  628 visites
    Tompoko, Noho ny fihavanana dia mampandre anareo izahay fa ny malalanay : ANDRIAMANANTENA Fidèle dia nodimandry tamin’ny Zoma 20 Aprily 2007 tany Morges (Suisse) Hoy : Ny vadiny : WARPELIN Monique Ny zanany : ANDRIAMANANTENA Stéphanie Ny rainy : RANAIVOSON Eugène Ny fianakaviana WARPELIN Ny iraitampo aminy : Ny terak’ltpkl RATSIMBA Louis Victor ANDRIANISA Charmant sy Aimée ary ny zanaka aman-jafiny RAHAJAVOLOLONA Landy sy ny zanaka aman-jafiny RAFALIMANANA Jacky sy Sahondra ary ny zanany (...)

0 | ... | 120 | 140 | 160 | 180 | 200 | 220 | 240 | 260 | 280 | 300

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS