Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 16h48
 

Filazana manjo

RATSIMBAZAFY Maurice Georges

Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny malalanay :

RATSIMBAZAFY Maurice Georges
ny alakamisy 10 mey 2007 rehefa nomeny 73 taona.

Hoy :
Ny vadiny :
Ratsimbazafy Rataviarison Modestine
Ny zanany :
Ratsimbazafy Mamy André sy Mirana sy ny zanany
Ratsimbazafy Hery David sy Haingo sy ny zanany
Ratsimbazafy Benjamin sy Nicole
Ratsimbazafy Adolphe sy Kajy sy ny zanany
Ratsimbazafy Andriniaina
Ny iray tam-po aminy :
Terak’ltpkv Ranoeliarisoa Yvonne
Andriamasy Roger sy Brigitte sy ny zanany
Ratsimbazafy Claudine sy ny zanany
Ny iray tam-po amin’ny vadiny :
Terak’ltpkl Rakotoarisoa Jean
Randriamahatana Edmond sy Jeanne sy ny zanaka aman-jafiny
Rasoloarintsoa Albert sy Mathilde sy ny zanaka aman-jafiny
Ravelomanantsoa Jean Philibert sy Angèle sy ny zanaka aman-jafiny
Andriamamonjy Hery sy Vololona sy ny zanany
Rasolonjatovo Eugène sy Hary sy ny zanaka aman-jafiny
Rafarasoa Yvonne sy ny zanaka aman-jafiny
Mandimbisoa Laurent sy Mà sy ny zanany
Ny fianakaviana manontolo
Ny Mpitandrina sy ny fiangonana
FJKM Antsirabe Fitiavana
FLM Ambalavato
FJKM Ambohimasombola Fitiavana
Ny fokontany Tomboarivo Antsirabe, Ambohimasombola Ankadivoribe

Ny nofony dia hiala ao amin’ny tranony lot 02 G 30 Parc de l’Est Antsirabe, ny alahady 13 mey 2007 amin’ny 9 ora maraina, atao veloma farany ao amin’ny fiangonana Ambohimasombola Fitiavana amin’ny 1 ora atoandro alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ambohimasombola Ankadivoribe (RN 7 Amboanjobe vers carrière Hazovato).

« He, Jehovah no Mpiandry ahy,
Tsy mba misy atahorako ».
(Fihirana FFPM 548)

Ity no solon’ny fampandrenesana

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS