Amin’ny finoana ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo ny fahalasanan’ny reninay, renibenay malalanay :
GEORGETTE Florine
Vady navelan’Itompokolahy MORASATA Alimana
(Administrateur Civil)
(Chevalier de l’Ordre National)
Ny Talata 12 Jona 2007 rehefa nivahiny 71 taona teto an-tany.
Hoy,
- Ny zanany :
Madame Veuve RASOANANTENAINA Blandine
Capitaine de Frégate RANDRIAMAMPIONONA Georges sy Nathalie
JOHASY RAHARIMANANA Désiré sy Florence
Maître SAFARA Fidelys sy Ginette
MORASATA Jacquot sy Léontine
KUNTER Aimé sy Véronique (France)
RANDRIAMITSIRY Alain sy Chantal
MORASATA Théophile sy Emilia (France)
MORASATA Christian
RALIMANANA Farah
MORASATA Marc
- Ny zafiny :
Jao sy Landy, Thémistocle sy Laéticia, Thierry sy Felana, Rado sy Vola, Guiovanni, Bakoly, Mamy, Andry, Vero, Lala, Fidelino, Sarah, Rico, Kevin, Mirana, Kevin Sonya, Thierry, Ludovic, Lorik, Steve.
- Ny zafiafiny :
Rachel, Jonathan, Prisca, David ; Helena ; Nico
- Ny taizany :
RAZAFIMILY Constance
RASOANIRINA Geneviève
Fianakaviana I. ARY.
Ny fianakaviana manontolo Vangaindrano
Ny Fokontany Tanambao Farafangana
Fiangonana Loterana Farafangana
Ny nofony dia handrasana ao amin’ny « Villa Mahandroa » Tanambao Farafangana mialohan’ny hitondrana azy any Vangaindrano, rehefa avy atao veloma farany ao amin’ny Fiangonana Loterana Farafangana.
Ity no solon’ny fampandrenesana, ary ialana tsiny amin’izay tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.