Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 26 juin 2022
Antananarivo | 16h52
 

Répondre à un commentaire

13 mai à 18:35 | Besorongola (#10635)

EN FRANCE 2ÈME TOUR :REMAKE MACRIN/LE PEN. À MADAGASCAR EN 2023 IL EST FORT PROBABLE QUE RAJOELINA VS RAVALOMANANA SE RETROUVE MAIS C’EST L’ISSUE DU SCRUTIN QUI RISQUE DE BASCULER EN FAVEUR DU LAITIER.

12 May 2022- Fifidianana 2023 : Mbola fifanandrinana mivantana eo amin’i Andry Rajoelina sy I Marc Ravalomanana no hisy amin’ny fifidianana amin’ny 2023 raha ny zava-misy amin’izao herintaona mialohan’ny fifidianana amin’ny 2023 izao, raha ny famakafakana entin’i Mopere Prospere Ratovomananarivo. Mbola izy ireo sy ny antokony avy mantsy no misongadina amin’izao hoy i Mopera Prospère Ratovomananarivo. Ny fiovan-javatra ateraky fivondronana’ny hery velona rehetra eto amin’ny firenena, sy ny mety hisian’ny fipoahana ara-tsosialy noho ny fahasahiranana misy amin’izao hoy izy no mety hampisy fiovana ka hampipoitra ny hery fahatelo.

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS