Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 2 décembre 2021
Antananarivo | 12h56
 

Répondre à un commentaire

10 octobre à 14:03 | arsonist (#10169)

Efa imbetska ihany no nampirantiako tetoana fa
ho sarotra be mihitsy ny ahatanteraka
ny paik’ady hampiray tanteraka ireo firenena miisa 27 ao anatin’ny European Union !

Marobe dia marobe ny anton’izany fahasarotana izany.
Tsy ny Tantara efa lasa mikasika ny hoe
"ity kaontinanta ity no sehatra maro ady indrindra nifanaovan’ny firenena ao ankibony eto amin’ny planeta"
ihany akory no anton’izany fahasarotam-be izany,
fa misy antony hafa maro hafa koa !

Fa ito manaraka ito no henon’ny sofina sy hitan’ny maso avy hatrany :
tsy manana tenim-pirenena iraisana ireo firenena miisa 27 ireo !

Raha tafahaona ny Allemà iray sy Italiana iray sy Grika iray sy Poloney iray :
dia teny inona no iresahan’izy 4 ireo !

Kanefa raha mihaona kosa ny Zamerikana iray sy Aoasitraliana iray sy Niozelandey iray sy Anglisy iray :
dia mazava ho azy na teny Anglisy no iresahan’izy 4 ireo !

https://www.francetvinfo.fr/monde/europe/pourquoi-la-remise-en-cause-du-droit-europeen-par-la-pologne-fait-trembler-l-ue_4799929.html

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS