Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 8 mai 2021
Antananarivo | 03h23
 

Répondre à un commentaire

8 avril à 12:37 | I MATORIANDRO (#6033)

Tsy hitan’reto mpanao hazakazak’ampondra intsony izay asiany ny lohany.

Mandroso mihemotra toa fozaorana tokoa izato izy.

ireo devoly sy zana-tsatàna moa dia mamorona hevitra isaan’andro mamporisika ny hijanonan’ilay cocovid eo @ toerany.

ireo mana-pahaizana vendrana manaiky baikon’ty cocovid ty moa @zany dia miondrika sy miteniteny foana isan’andro.

Averina ihany fa izao no atao hoe "FAILED STATE" ; mba fantatry pondro tokoa moa ve zao ny dikan’zany.

MIALA fa tsy mahamenatra ny manao an’zany ; @zay tokoa vao tena mitodika any @reo mampisotro ty ranon’iem an tsy misy antony ty ny maso.

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS