Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 2 juillet 2025
Antananarivo | 13h08
 

Répondre à un commentaire

25 novembre 2020 à 11:06 | Isambilo (#4541)

Zamaria sy Rainingory,
Tsy mahavanana ahy ny manoratra amin’ny teny gasy (akamoana no tena izy.). Ny loza dia na ny tenako aza tsy mahazo ny soratako avy eo !!
Antaimoro na Antemoro : tsy misy manaja ny « 5 pilliers de l’islam » ireo atramin’izay ary tsy nisy niteny arabo araka ny tantara fantatro.
Ilay lien wikipedia toa tsy mandeha.