Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 26 janvier 2020
Antananarivo | 21h52
 

Répondre à un commentaire

7 septembre 2019 à 10:01 | Vohitra (#7654)

Miarahaba Tompoko,

Tongasoa ny vahiny !

Raha topaza-maso ny fitsenana nandraisana ny vahiny omaly dia tsapa fa ny raharaham-panjakana no nibahan-toerana ary fandraisana ara-panjakana no nisongadina, tsy atao mahagaga satria filohampanjakana rahateo ny vahiny.

Tsy tomefy olona sy nangorompotsy araka ny fiheverana azy nanamorona ny lalana nanomboka teny Ivato hatreny Tsarasaotra.

Hita nisongadina ihany koa ny Arisevekan Antananarivo fa tsy ny Kardinaly Tsarahazana.

Na ny teo amin ny fandraisana na ny teny andalana tao anaty fiara Karenjy dia hita nisongadina foana ny Ariseveka.

Voizina sy haroboka anaty politika ary ve ity fitsidihana ity sa ahoana, hanaradia indray ny tamin ny Barea ?

Ilay Ariseveka izay tompomarika tamin ny tranga niseho ny 17 martsa 2009 ?

Hoy aho omaly hoe : hivoivoy sy hiseho hiaka-dapa hameno sehatra indray ireo " crapules de la Republique ".

Ndao ary dia mahereza !

Mankasitraka Tompoko

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS