Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 11h35
 

Répondre à un commentaire

9 juillet 2019 à 11:17 | dakamanja (#10684)

Misaotra mankasitraka mankatelina eram-po eran-tsaina an’Ingahy Prezida Andry Rajoelina nanampy sy nanohana ny Barea. Mais Stop ! Aoka hatreo. Tsisy resaka polifika tsony ity, fa resaka Sport tanteraka @ zay, aoka tsy idirana resaka polifika. Nanao affaire courante ny fitondrana nanohana ny Barea satria efa tafakatra CAN ny Barea vao lany ry zareo. Ka fomba fanaon’ny fitondrana ny manohana ekipa manao championnat international fa tsisy mihoatra an’izay. Sady efa investissement payant ny azy fa efa nahazo sitraka @ mpanohana azy izy dia aoka hatreo.

Ambila amzay hanaovako azy, araka ny fitenin’izay candidat député iray izay. Manomboka eto, ampian-tafika tsy ampian-tafika ny foot malagasy sy ny Barea. Tokony ho lasa sehatr’asa mamorona asa ho an’ny malagasy @ zay ny Barea manomboka hatreto. Efa manomboka mijery antsika ny sponsors.

Efa tafapetraka eto @ zao tontolo izao ny label Barea de Madagascar.
Atsangano ho tsara fototra tsara kokoa ny club des supporteurs Barea. Mangataka zay tsara sitrapo, atsangano ny Fondation Barea de Madagasikara, hamatsy vola ny Barea. Ka aoka atsangana koa ny association des sociétaires de Barea, hivondronan’izay mpilalao rehetra efa voaantso ho Barea tato anatin’ny 5 taona, ka io association io no mifidy isan-taona ny comité d’administration an’io Fondation io. Privé tanteraka eto ny resaka fa tsy misy idiran’ny fanjakana sy ny federasiona FMF mihitsy. Atsangano koa rehefa vita izay ny Société Marketing de Barea hampahafantatra ny label Barea @ ireo orinasa mpamatsy vola sy hanao dokam-barotra ny label Barea. Dia io Fondation Barea io @ zay no mitady vola ho an’ny Barea @ ireo orinasa sy mpanambola eto an-toerana sy any an-dafy. Ka tonga dia mirotsaka ho an’ny Barea mivantana ny vola. Vola be mandehandeha io fa tsy idiran’ny politika intsony (otran’ny Real de Madrid, ny Juventus, ny PSG, na koa ny supporteur des Bleus).

Rehefa mitsangana io de mila manao fanazaran-tena matetika na eto an-toerana na eto @ firenena manodidina, na any France misy ireo mpilalao maro. Mila manao stage kely maromaro ny systeme defensif any Grèce, na any Italy, na any @ Ajax d’Amsterdam. Mila io stage io mihitsy ny entraineur eto an-toerana rehetra. Isika afaka miantso an-dRabesandratana hampanao stage satria efa mivoatra be ny attaque internationale. Mila mitady relève dieny izao :
Mirefy 1m80 raha kely mahatanty ny jeux aériens, mahaenjika alika voabaiko (raha tsy misy entrainement hafa azo atao ankoatr’izay), milalao lutte na mahatosika sarety kely feno entana.
Azontsika atao daholo izany fa tsy mila fanampiana hafa. Afaka hitarina @ taranja hafa mivoaka any ivelany io rehefa avy eo.
Lalana iray mampivoatra ny sport malagasy io. Lasa foana isika.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS