Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 11h51
 

Répondre à un commentaire

13 octobre 2018 à 14:53 | Toutoun (#10298)

Mampalahelo mihitsy ny mahazo ity firenena ity fa ataon’ireo mahitahita fitadiavam-bola fotsiny, hany ka lasa hihomehezan’ny any ivelany isika. Mila fanarenana haingana ny firenena ary ireo kely izay efa manomboka miarina dia tokony hotohizana mba hahitan’ny vahoaka ny anjara masoandrony ! Efa tokony hanana ny lalam-pandrosoana isika raha ny zava-bitan’ny fitondrana farany teo saingy ny sakatsakan’ny tsy tia no mampanjavozavo izany ankehitriny.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS