Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 14 mai 2024
Antananarivo | 19h59
 

Répondre à un commentaire

3 août 2018 à 16:30 | Toutoun (#10298)

Ny mpampianatra manohy ny fihetsiketsehany fa tsy maintsy mahazo 100% ny fitakiany hono, ny HFI sady andeha hitory no hanohitra ny fifidianana, etsy andaniny ny saran-dalana sy ny vidin-tsolika samy miakatra avokoa !!! Rajoelina sy Ravalo nefa milahatra mihitsy @ fanehoana ampahibemaso ny heriny. Soa ny fanjakana fa manana toetra mahay mandinika ny zava-misy ka tsy manapatra ny heriny manoloana ireo zava-misy @zao ireo.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS