Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 11h36
 

Répondre à un commentaire

3 août 2018 à 16:14 | Tsix (#10296)

Tsikaritro tato ho ato fa efa samy mitsapatsapa hery avokoa ireo kandida amin’ny fifidianana. Toa samy manao izay ho hafany mihintsy, ny sasany aza moa toa mahavita mihintsy mitety ny faritra sahady na dia mbola tsy fotoanan’ny fampielezan-kevitra aza izany. I Andry Rajoelina izao dia mody angina kely ato2 satria efa vitany aloha ny dingana iray. Tiako anefa no milaza fa ny vahoaka malagasy dia efa manana ny safidiny efa ela.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS