Manandona : Famerenana ny fifidianana Kominaly
Tsy handray anjara ny mpomba ny TIM
vendredi 28 décembre 2007 |
| 426 visites
Araka ny vokatra ofisialy navoakan’ny fitsarana miandraikitra ny ady atao amin’ny fanjakana ny 19 desambra 2007 lasa teo dia anisan’ireo kaominina hamerenana fifidianana ny Kaominina Manandona. Manoloana izany anefa dia nanao fihetsehana ireo mpiandany amin’ny antoko Tiako i Madagasikara ka nilahatra sy nitondra sora-baventy nanoloana ny biraon’ny Kaominina. Araka ny nambaran’izy ireo dia tsy handray anjara amin’ny fifidianana intsony izy ireo fa toa tsy firaharahiana ny safidim-bahoaka ny didy (...)