Bongolava : Setrasetra politika
Manoso-potaka anay ny loholona Rakotoamboa, hoy ny lehiben’ny faritra
samedi 19 mai 2007 |
| 147 visites
Herinandro taorian’ny namorian’ny loholona Rakotoamboa ny mpanao gazety dia mba nitondra fanazavana tamin’ny mpanao gazety koa ny lehiben’ny faritra Bongolava ka nanambara fa fisakanana ny tetik’asa efa mandeha, noho ny lonilony politika no nentina nanalana baraka azy amin’ny haino aman-jery.
Nambaran’ity lehiben’ny faritra ity fa fanalambaraka azy sy ireo mpiasam-bahoaka rehetra ao anatin’ny faritra no nataon’ny loholona Rakotoamboa. Maro dia maro ny tetik’asa notantaraina tamin’ny mpanao gazety (...)