Otrikafon-dRajaonah
Kivy amin’ny fiverenan’i Sylla
jeudi 25 octobre 2007 |
| 914 visites
Gaga sady nalahelo izahay « Otrikafo » raha nahita fa tafaverina eo amin’ny fitondrana i Sylla hoy ny filoha mpitarika ity fikambanana ity dia ingahy Rajaonah izany. Inona no fifanarahana vitantsika tamin’i La Frantsa no tsy maintsy hapetraka hitantanana ny fiainam-pirenena ny zanany ? Toa tsy voahaja ny fiandrianam-pirenena raha izao no hita satria mbola mandidy eto ny Frantsay. Nasian’ity fikambanana ity resaka tamin’io fihaonany tamin’ny mpanao gazety io omaly ny momba ny tsy nankatoavan’ny (...)