Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Affaire des Boeing 777 : les premiers déférés devant le PAC, 11 personnes recherchées - Cécité des dirigeants ?
Quel humour !
Jipo - Affaire des Boeing 777 : les premiers déférés devant le PAC, 11 personnes recherchées - Ce sont des médias internationaux , il ne peuvent pas trop s’ avancer entre (…)
Jipo - Affaire des Boeing 777 : les premiers déférés devant le PAC, 11 personnes recherchées - Madagascar est champion du monde toute catégorie des sombres et sordides (…)
rakotobe - Affaire des Boeing 777 : les premiers déférés devant le PAC, 11 personnes recherchées - N’excluons pas la PRESOMPTION MIXTE !
bekily - Affaire des Boeing 777 : les premiers déférés devant le PAC, 11 personnes recherchées - Hi hi
Présomption irrefragable alors ?????
bekily
{#URL_PAGE{archives}}
Mampihomehy mampalahelo !
Nolazaina fa natao ilay tekeferika mba hanalana ny amboteiazy eto an-drenivohitra.
Nandeha sy tonga amin’ny tanjony ve ?
Io izy io lasa haingon-tanana toa ny fanak’eny an-dRova (Bemolanga - Mahaleo sy ny tariny).
Kanefa dia ampidirina ireto fiarabe ireto hampitombo ny isan’ny mpifamoivoy, amin’izay fiara lehibe fa tsy kely, izany hoe HIBAHAN-DALANA kanefa ny làlana sy ny arabe tsy namboarina ary tsy nalebiazina.
Saintsaino ny hoe : fiara mitondra olona 75 mandeha amin’ireto LAVAKA TRANO’ELEFANTA fa tsy tranon’akoho intsony.
Vao maika hampitombo ny amboteiazy eto an-tampon-tananan’Antananarivo ireo, inty aho eto fa iaraha-mahita tsy ho ela.
Saina mandinika ve ny nanafatr’ireo sa dia katri-dohan’ny kilasy T9 tsy manana BEPC ?
Tsaroantsika tsara ny resaka FIBATA sy FIMA (an’ny fianakaviana Ratsiraka).
Tanteraka tokoa ity ny tenin’ilay karilahy iray efa any amin’ny vary tsy mifody hoe : « fohazy aho rehefa mandroso i Madagasikara ».