Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 15 juin 2025
Antananarivo | 10h35
 

Répondre à un commentaire

14 juin à 15:11 | Rabeanosy (#11701)

FILAZANA MANJO :

Amin’alahelo lehibe no hilazana antsika fa ny mpitafa teto amin’ny M.T. nitondra ny anarana hoe « ISANDRA » dia nantsoin’ny Ray hody any aminy rehefa nihevitra ny nahavita adidy hiarovana an-dRainilaingarivony nandritra ny taona maromaro.

Ny lainga rehetra nafafiny teto dia hanarak’azy.

Ny nofo mangatsiakany dia hiala ao amin’ny trano fonenany ao France ka hampodina aty Madagasikara dia ho avela etsy amin’ny Kianjan’ny « 13 mai » mba ho hitan’ny vahoaka ary ho viravirain’ny alika sy ny amboa.

Tsy hisy hitomany azy akory ny eto amin’ny M.T.

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}