Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 14 juin 2025
Antananarivo | 23h50
 

Répondre à un commentaire

14 juin à 12:58 | Rabeanosy (#11701)

Filamatry ny foza :

« Ny marina mitavozavozanareo tsy ahaleo ny LAINGA TSARA LAHATRAY ».

Na aiza toerana na fotoana ka milao-bava na manoratra ny FOZA, n’iza n’iza eo anoloany dia io ambony io no filamatra entiny.

Fihevitra misaina sy miantehitra amin’ny LAINGA.
Inona no nolazainy KA TSY LAINGA ?
Ahagaga ve raha hoe RAINILAINGA ny anarana omen’ny malagasy an-drajoelina, Malagasy n’aiza n’aiza misy azy eto an-tany ?

« Nandainga, Mandainga, Handainga » : izay no tokony ataony filamatra telon’io fitondrana io.

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}