Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
FILAZANA MANJO :
Amin’alahelo lehibe no hilazana antsika fa ny mpitafa teto amin’ny M.T. nitondra ny anarana hoe « ISANDRA » dia nantsoin’ny Ray hody any aminy rehefa nihevitra ny nahavita adidy hiarovana an-dRainilaingarivony nandritra ny taona maromaro.
Ny lainga rehetra nafafiny teto dia hanarak’azy.
Ny nofo mangatsiakany dia hiala ao amin’ny trano fonenany ao France ka hampodina aty Madagasikara dia ho avela etsy amin’ny Kianjan’ny « 13 mai » mba ho hitan’ny vahoaka ary ho viravirain’ny alika sy ny amboa.
Tsy hisy hitomany azy akory ny eto amin’ny M.T.