Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 septembre 2025
Antananarivo | 17h13
 

Répondre à un commentaire

15 janvier 2022 à 17:21 | Rainingory (#11012)

Tapaka ny 14 janoary teo, rehefa natomboka teo anivon’ny minisiteran’ny kolontsaina tamin’ny taona 2016 ny fandinihina ity fangatahana ity, fa raikitra ho androm-pirenena Malagasy hoan’ny kabary ny 15 desambra.

Izao fanapahan-kevitra izao dia tohin’ny fankatoavan’ny UNESCO tamin’ny 10 desambra 2021 teo ny kabary ho riba na vakoka iraiampirenena tsy azo tsapain-tànana.

Izay tia ny tenin-drazany, tia ny tanindrazany.